|
|
|
|

Entry1  fientanana
Root  2  entana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo
Explanations in French  5  [1.3#127] L’action de tressaillir
Examples  6  Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra; [2.285#]
7  Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika. [1.369#]

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21