|
|
|
|

Entry 1  miefitrefitra
Root  2 efitrefitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Simple :
Allegation  5 mihatamaso
6 tsyankanavaka [2.296#]
Examples  7  Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296#]
8  Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. [2.472#]
9  Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. [2.332#]

Updated on 2026/02/26