Entry efa milalotra ery ianao izany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1]
Elementary words efa ; milalotra ; erỳ ; ianao ; izany

Updated on 2023/09/08