|
|
|
|

Entry1  borizano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila
4  ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io [1.1]
5  tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila
6  taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany [1.10]
Explanations in English  7  civilians, the common people, those not employed in military service
8  sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital [1.2]
Explanations in French  9  les civils
10  on donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana [1.3]
11  tireurs de pousse-pousse [1.5]
Examples  12  ]
13  ]
14  Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy [2.470#54]
Other spellings  15  borizany, borozany, borozano
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word borizano

Updated on 2023/05/20