|
|
|
|

Entry1  borozany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  jereo boriZAno#mg.n [0]
Examples  4  ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; [2.59#]
5  Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [2.366#]
Other spellings  6  borizany, borizano, borozano

Updated on 2021/10/16