Entry bibiolona
Elementary words biby ; olona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1]
Examples 
1Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895]
2Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117]
Compound words 
Analogs  biby olona ~ bibin' olona ~ olona biby

Anagrams 

Updated on 2023/06/17