|
|
|
|

Entry1  bibilava
Elementary words  2  biby, lava
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  5  Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [1.1]
Explanations in English  6  A name for snakes. [1.2]
Explanations in French  7  nom générique de serpents [1.54]
8  serpent [1.13]
Examples  9  Nanitsaka bibilava masiaka va izy? [1.281]
10  ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety [2.48]
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word bibilava
Article  14  Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/16