|
|
|
|

Entry (1/2)1  bado
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra [1.1]
Explanations in English  9  stupid; illiterate [1.7]
Explanations in French  10  qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3]
11  stupide; illettré [1.8]
Examples  12  Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [2.48]
13  Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [2.470]
Analogs  14  tsotra loatra, tsobe, mora amidy, olom-be, tsy mahay olakolaka, mifanahin-jaza bado
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word bado

Entry (2/2)17  bado
Part of speech  18  noun
Vocabulary  19  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in French  20  nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [Tankarana] [1.19]

Anagrams  21  bado, boda, dabo-, doba

Updated on 2023/10/24