Entry (1/3) | 1 avona |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy |
4 Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray [1.1] 5 Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra [1.1] 6 Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony [1.1] 7 Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [1.1] |
Explanations in English |
8 Pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [1.2] |
Examples |
9 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230#] 10 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 11 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 12 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 17 avonavona, anjonanjona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word avona |
Entry (2/3) | 21 avona |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Health |
Explanations in Malagasy |
24 Akalam-bay, votoatiny [1.1] |
Explanations in English |
25 The core of boils. (Prov.) See akalana. [1.2] |
Explanations in French |
26 Bourbillon des furoncles. [1.19] |
Entry (3/3) | 27 avona (vona) |
Part of speech | 28 passive verb |
Explanations in Malagasy |
29 Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 34 avona, ovana, vaona, voana |
Updated on 2023/05/22 |