Entry | 1 avonavona (avona) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 avona [1.1] |
Explanations in English | 5 pride, haughtiness [1.7] |
Explanations in French | 6 [duplicatif] [1.3#68]7 orgueil, hauteur [1.8] |
Examples |
8 Tsy be avonavona fa azo itokiana. [1.437#] 9 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298] 10 Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. [1.369#] 11 tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [2.499#79] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word avonavona |
Updated on 2023/08/11 |