Entry | 1 eboebo (ebo) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1] |
Examples |
4 Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 ebo |
Analogs | 11 rehareha, edinedina, edikedika, ajokajoka, sehaseha, hakevohana12 be ebo, be beso, be vava, be rehaka, kasikasy, tia dera, tehoderaina, mampilahendrena, tia doka, doradora, lasanko vavany, tsy maty am-bavany, matavy an-delany, akoholahy fahavaratra |
Updated on 2023/01/20 |