|
|
|
|

Entry1  antsojay (tsojay)
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany [1.10]
4  amin-kalozana mihoa-pampana [1.1]
5  Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana [1.1]
6  Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny [1.65]
Explanations in French  7  avec une sévérité outrée [1.3]
Examples  8  Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia [4.12]
9  Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny. [4.39]
10  Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra [4.7]
Other spellings  11  antsonjay, an
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word antsojay
Tables and plates  14  All the adverbs

Anagrams  15  Anjoatsy, antsojay

Updated on 2023/07/10