Entry | ankina | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] | |||||||||||||||
Hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in English | [root] [1.2] | |||||||||||||||
Explanations in French | Appui, soutien, charge, responsabilité [1.3] | |||||||||||||||
Axiome [1.13] | ||||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | ankany, ankina, kanina, kinana |
Updated on 2023/06/01 |
![]() |