Entry | 1 fiankinana |
Root | 2 ankina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend [1.3#50] |
Examples |
6 Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296#] 7 Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643#] 8 Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fiankinana |
Anagrams | 10 fanikinana, fiankinana |
Updated on 2023/01/08 |