|
|
|
|

Entry1  ankabiazany (be)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  jereo ankabeAzany [1.1]
Explanations in English  4  A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See MAro, be, ankamaROany [1.2]
Explanations in French  5  la plupart, la majorité [1.3]
Examples  6  ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38]
7  koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48]
Morphology 
8  Simple :
Other spellings  9  ankabeazany

Updated on 2023/01/05