|
|
|
|

Entry 1  Andriananahary
Elementary words  2 Andriamanitra, 3 mahary
Part of speech  4  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  5 (Andriana Nahary)n: anarana izay ilazana an' Andriamanitra. Mitovitovy amin' ny hoe Zanahary ny Andriananahary amin' ny heviny: [tohiny: Andriamanitra-Andriananahary] [1.10#A.120]
6 Teny ilazana an' Andriamanitra, izay noheverin' ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika ny hoe Andriananahary dia nampiarahina amin' ny hoe andriamanitra [1.1]
Explanations in English  7 [nahary, past tense of mahary, to create.] God, the Creator of the universe. This word is the most universally used in speaking of God, and is used by all the tribes throughout the island. It is often combined with andriamanitra. See zanahary. [1.2]
8 the Creator, God [1.7]
Explanations in French  9 Le Créateur, Dieu [1.8]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andriananahary
Proverbs  11  Proverbs containing that word
Anagrams  Andriananahary, 12 Iharanandriana

Updated on 2026/11/01