Entry ampondra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [1.78]
 Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
Explanations in English A mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
 A donkey [1.7]
Explanations in French Ane [1.54]
 âne, bourrique [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] âne [1.405]
Examples 
1Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
3Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857]
4nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285]
Vocabulary 
Zoonyms 
Article 

Entry ampondra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] vilia [1.78]
Phytonyms 

Anagrams 

Updated on 2023/12/07