Entry ampitso lava
Elementary words ampitso ; lava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Hataka andro sesilany: Ny ampitso lavan' ny mpitrosa no tsy tantiko [1.10]
Examples Laingolaingomparaky maro homana foly mainty maro mitady lazao ny teny tsy ho lainga aho ry zandry fa mamon'ny ampitsolava [2.131]
Synonyms ampitso ampitso
Proverbs 

Updated on 2023/09/08