|
|
|
|

Entry 1  ampitso
Part of speech  2  noun or adverb
Morphology 
3  Simple :
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany
5 Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany
6 Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [1.1]
Explanations in English  7 to-morrow. Same as rahampitso. [1.2]
8 tomorrow, the morrow [1.7]
Explanations in French  9 demain, le lendemain [1.8]
Examples  10  ka marary nony mody ny ampitso [2.245#97]
11  Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59#257]
12  Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499#76]
13  Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356#166]
Combinations  14  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ampitso
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  ampitso, 16 mpisota, 17 Patmosy

Updated on 2026/04/21