|
|
|
|

Entry 1  ampahafolo
Root  2 folo
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10#F635]
6 [ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1#65]
7 zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13]
Explanations in English  8 [ampahafolony] one tenth [1.2#199]
Explanations in French  9 [ampahafolony] un dixième [1.3#182, 1.5#122]
10 dixième [1.13]
International  11 1/10 [3.1]
Examples  12  Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy [2.895#82]
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Analogs  14  ampahadimy, 15  ampahafito, 16  ampahasivy, 17  ampahatelo, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra, 21  ampahenina

Updated on 2026/04/22