|
|
|
|

Entry 1  ampahatelo
Root  2 telo
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 [ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1#66]
Explanations in English  6 [ampahatelony] a third part (and so with larger numerals) [1.7]
Explanations in French  7 [ampahatelony] le tiers [1.3]
8 [ampahatelony] tiers [1.13]
9 [ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8]
Examples  10  Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472#102]
11  ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5]
12  ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Analogs  14  ampahadimy, 15  ampahafito, 16  ampahafolo, 17  ampahasivy, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra, 21  ampahenina
Combinations  22  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ampahatelo
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22