Entry tambany (ambany)
Part of speech adverb, past form [full list]
Examples Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996]

Entry tambany (ambany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1]
Explanations in French Littéralement "habitants des régions b [...] [full text in 1.5]
Synonyms tanindrana ~ tantsiraka

Anagrams 

Updated on 2024/01/14