|
|
|
|

Entry 1  alahelo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona
20 Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny!
21 Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny
22 Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [1.1]
Explanations in English  23 sorrow
24 poverty [1.2, 1.7]
25 Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for
26 penury [1.2]
27 affliction [1.7]
Explanations in French  28 tristesse, chagrin [1.8]
Examples  29  Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59#281]
30  Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528#146]
31  Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo. [2.499#35]
Vocabulary  32  Emotions
Combinations  33  11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alahelo
Proverbs  34  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21