Entry alahelohelo (alahelo)
Part of speech noun
Explanations in French [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples tsy mba malahelohelo izy ka milaza ny tenany hoe " ory " na " manina " - ary eo no tsy maha-romantika azy velively - nefa kosa tsapa fa toa misy alahelohelo misoko toa manenika ny tena amin'ny teny ampiasainy [2.314]
Morphology 
Simple : alahelohelo, alaheloheloko, alahelohelonao, alahelohelony, alahelohelontsika, alahelohelonay, alahelohelonareo, alahelohelon', alahelohelon-, alahelohelom-
Derivatives 

Updated on 2023/01/19