|
|
|
|

Entry1  afatratra
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika
Explanations in English  4  [1.2] to be put close.
Explanations in French  5  [1.3] qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre
Examples  6  [2.472] Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
Root  7  fatratra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/07