|
|
|
|

Entry 1  afatratra
Root  2 fatratra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika [1.1]
Explanations in English  9 to be put close. [1.2]
Explanations in French  10 qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [1.3]
Examples  11  Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472#20]

Updated on 2026/04/19