Entry | 1 adrey |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! |
Explanations in English |
4 [1.2] an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! 5 [1.7] oh my!, alas! [same as adray] |
Explanations in French |
6 [1.8] tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adray] |
Examples |
7 adrey, ity Rangahympanjato-bemividy kary! [2.293] 8 Rehefa tonga tany izy, dia taitra ny tao an-tanàna, ka nanao hoe : adrey! [2.69] |
Other spellings | 9 adray, dray, drey, endrey |
Anagrams | 10 adrey, derai, diera, idera |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |