Entry | 1 adray |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! |
Explanations in English |
4 [1.2] an expression of fear. 5 [1.7] oh my!, alas! [same as adrey] |
Explanations in French |
6 [1.3] pour marquer la douleur, la peur : aie ! là là là là ! 7 [1.8] tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adrey] |
Examples |
8 adray toa zazavavy fantany! [2.499] 9 adray, hoy reniny niteny mafy. [2.470] 10 adray ny fahatairany, nony nahita fa Rasolo irery no nitranga. [2.324] |
Other spellings | 11 adrey, dray, drey, endrey |
Anagrams | 12 adary, adray, arida, iadra, irada |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |