Entry adonaka (donaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra [1.1]
Morphology 
Present : adonaka, adonako, adonakao, adonany, adonatsika, adonakay, adonakareo, adonak', adona-
Past : nadonaka, nadonako, nadonakao, nadonany, nadonatsika, nadonakay, nadonakareo, nadonak', nadona-
Future : hadonaka, hadonako, hadonakao, hadonany, hadonatsika, hadonakay, hadonakareo, hadonak', hadona-
Imperative : adonahy, adonaho

Anagrams 

Updated on 2020/07/31