Entry (1/2) | 1 adona (dona) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana 4 Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 Adona |
Part of speech | 10 name (biblical) |
Vocabulary |
11 Holy Scriptures |
Explanations in English |
12 Addan, Addon [2.996] |
Explanations in French |
13 Addân, Addôn [2.996] |
Examples |
14 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996] |
Other spellings | 15 adana, adana |
Biblical quotes | 16 Chapters and verses mentioning Adona |
Tables and plates |
17 Full list |
Article |
18 Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 19 adano, adona, andao, doana |
Updated on 2024/09/10 |