|
|
|
|

Entry1  adaladala (adala)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1]
Explanations in French  4  étourdi, un peu fou [1.3, 1.5]5  insolent [1.5]
Examples  6  Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy! [2.5]
7  Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. [2.472]
8  fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. [2.48]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Analogs  14  misy kely, nahafahana, kaondrana, vendrana, tangoarara, fondrana, baibo, zanakalo, tsy tohinina, manangan-tsampona, toraiky, ondranondranana, kidramadrama, manondrana, manasatsasaka, mirendrirendry, mitanendrinendrina, mitandrantandrana, mitondrantondrana, mitondrintondrina, mitondrendrena
Titles 
Proverbs  16  Proverbs containing the word adaladala

Updated on 2023/08/12