Entry | tompo | ||||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] | ||||||||||||||||||
Explanations in English | Master, owner; sir [1.7] | ||||||||||||||||||
Explanations in French | Maître, propriétaire [1.8] | ||||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||||||||
Zoonyms |
| ||||||||||||||||||
Anthroponyms |
| ||||||||||||||||||
Titles |
| ||||||||||||||||||
Toponyms |
| ||||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tompo | ||||||||||||||||||
Articles | Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||||||||
Entry | Tompo | ||||||||||||||||||
Part of speech | name (biblical) | ||||||||||||||||||
Explanations in English | Tompo [2.996] | ||||||||||||||||||
Lord [2.996] | |||||||||||||||||||
Explanations in French | Seigneur [2.996] | ||||||||||||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||||||||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||||||||
Articles | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo | ||||||||||||||||||
Updated on 2023/05/31 |
![]() |