|
|
|
|

Entry1  mitompo (tompo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mikiry amin' ny heviny [1.1]
Examples  4  Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296#]
5  Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mitompo

Updated on 2023/10/06