Entry tompoina (tompo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy manao izao ratsy rehetra izao ianao [1.1]
Morphology 
Present : tompoina, tompoiko, tompoinao, tompoiny, tompointsika, tompoinay, tompoinareo, tompoin', tompoin-, tompoim-, tompoi-
Past : notompoina, notompoiko, notompoinao, notompoiny, notompointsika, notompoinay, notompoinareo, notompoin', notompoin-, notompoim-, notompoi-
Future : hotompoina, hotompoiko, hotompoinao, hotompoiny, hotompointsika, hotompoinay, hotompoinareo, hotompoin', hotompoin-, hotompoim-, hotompoi-
Imperative : tompoy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20