|
|
|
|

Entry (1/3)1  sahala
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo [1.1]
4  Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa [1.1]
5  Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1]
Explanations in English  6  Alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7]
Explanations in French  7  Identique, même [1.8]
Examples  8  sahala ihany izany, hoy Zaka. [2.5]
9  Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4]
10  Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606]
Morphology 
11  Imperative :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Synonyms  16  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry
Analogs  17  Sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry
Compound words 

Entry (2/3)19  sahalà
Part of speech  20  imperative of adjective sahala
Explanations in French  21  Soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3]
Tables and plates  22  All the adjective imperatives

Entry (3/3)23  sahala
Part of speech  24  adjective
Explanations in Malagasy  25  Antonona: vilany sahala [1.78]

Anagrams  26  lahasa, sahala

Updated on 2023/10/02