Entry mifanahantsahana (sahantsahana (sahana))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sahalahala [1.1]
Examples Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany. [4.27]

Updated on 2023/03/02