|
|
|
|

Entry1  ady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity
Explanations in English  4  [1.2] A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.]
5  [1.7] fighting, war
Explanations in French  6  [1.3#2, 1.8, 1.5] guerre
7  [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5] combat
8  [1.3#2, 1.5] discussion, dispute
9  [1.3#2, 1.5] procès
10  [1.3#2] bataille
Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original
accord des instruments ou des voix
11  [1.13] lutte
Examples  12  maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [1.3]
13  mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3]
14  nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3]
15  manana ady izy (il est en procès) [1.3]
16  mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
17  maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472]
Morphology 
18  Simple :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :
Analogs  24  fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana, adilahy, sotasota, vaniny, kisa, gidragidra, vezovezo, sentsena, fetrivoho
Compound words 
Titles  163  Ady anaty (Rajemisa-Raolison Régis)
Proverbs  164  Proverbs containing the word ady
Article  165  Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano)

Anagrams  166 

Updated on 2025/01/21