Entry |
mampiady
(ady)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | Mettre en guerre, engager à se battre [1.3, 1.5]
|
| Confronter, accorder [1.3, 1.5]
|
| Engager à faire un procès, ajuster, comparer [1.3]
|
Examples |
1 | Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony.
[1.437]
|
2 | Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray.
[2.857]
|
3 | Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady.
[2.4]
|
|
Morphology |
Present : |
mampiady |
Past : |
nampiady |
Future : |
hampiady |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|