Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : rira | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mateza lelafina tahaka ny rira. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||