Entry | mateza (teza) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1] | |||
Explanations in English | Durable [1.7] | |||
Explanations in French | Qui dure [1.8] | |||
Examples | Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra:
[2.470] | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word mateza | |||
Updated on 2023/08/11 |