Entry | volavelona (vola, velona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1] | |
Karazana metaly fotsy miranoka [1.13] | ||
Explanations in English | Quicksilver, mercury [1.7] | |
Explanations in French | Mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] | |
International symbols | Hg [3.1] | |
Vocabulary | Chemistry | |
Tables and plates | Periodic Table | |
Updated on 2022/08/14 |