Entry (1/2) | 1 trandraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany 4 Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 trandraka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1] |
Explanations in English |
13 tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org] |
Explanations in French |
14 tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org] 15 grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org] 16 hérisson [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Explanations in German |
17 Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org] |
Examples |
18 Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57] 19 "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48] |
Vocabulary |
20 Zoology: mammals |
Other spellings | 21 tandraka |
Zoonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word trandraka |
Updated on 2020/07/31 |