Entry fitrandrahana (trandraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka [1.1]
Explanations in French Exploitation [1.13]
Examples fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v=D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded]

Updated on 2023/01/20