Entry tokazo
Elementary words tokana ; hazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby
Hazo manirery [1.1]
Explanations in English A single tree [1.2]
Explanations in French Un arbre seul [2.415]
 (contraction de tokana : un et hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec hazotokana . [1.196]
Examples Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray. [2.643]
Vocabulary 

Entry tokazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray [1.1]
Explanations in French La pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté [2.415]
Examples ny vola Tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa. [2.436]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/03/07