Entry (1/5) | 1 soratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity 4 Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [1.1] |
Explanations in French |
5 écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [1.3#632] 6 pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter [1.196] |
Examples |
7 Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [2.472] 8 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 64 Mivolana an-tsoratra : Le dire par érit (Nirina Esther) |
Entry (2/5) | 65 soratra |
Part of speech | 66 noun |
Explanations in Malagasy |
67 Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [1.1] |
Entry (3/5) | 68 soratra |
Part of speech | 69 noun |
Explanations in Malagasy |
70 tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Sihanaka]
[1.78] |
Vocabulary |
71 Health |
Entry (4/5) | 72 soratra |
Part of speech | 73 noun |
Explanations in French |
74 Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae). [1.196] |
Vocabulary |
75 Botany |
Scientific name |
|
Entry (5/5) | 77 Soratra |
Part of speech | 78 name (anthroponym) |
Examples |
79 Ary milalao i soratra sy Matsatso [2.48#207] |
Vocabulary |
80 Religions, Beliefs |
Other spellings | 81 rasoratra, rasoratra |
Tables and plates |
82 Full list 83 The ancient idols |
Anagrams | 84 sarotra, Soratra, soratra, tsarôra, sarotra, Soratra, soratra, tsarôra |
Updated on 2023/06/16 |