Entry | soratrandra | |
Elementary words | soratra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1] | |
Synonyms | sorapohy | |
Updated on 2023/06/16 |