Entry fisoratana (soratra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana
Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy [1.1]

Updated on 2023/01/20