Entry | sesilany | |
Elementary words | sesy ; lany | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay! Mitohy tsy misy elanelany [1.1] | |
Explanations in French | Succession non interrompue, continuité Ininterrompu [1.3] | |
Updated on 2023/10/02 |