Entry | 1 mitontohitra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany! Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena |
Explanations in French |
4 [1.3#729] Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse: Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) |
Examples |
5 [2.113#] Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any. |
Root | 6 tontohitra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |