Entry (1/6) | 1 sahy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo 4 Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko 5 Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy 6 Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [1.1] |
Explanations in English |
7 bold, daring 8 impudent [1.2, 1.7] 9 courageous [1.2] |
Explanations in French |
10 courageux, audacieux [1.8] |
Examples |
11 Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [2.472] 12 Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 17 sahisahy |
Analogs | 18 mavany, misehaseha, tsy mivandy, tsy mivohovoho, bibin' olona, mosalahy, kimosamosa, misenasena, manao vy very, manao anjoria, mivarotra aina, mitsambiki-mikimpy, manaika loza, miseha-doza, mitsena loza, manaboha-maty, mankaha-paty, misotro ny aleoko maty, misotro tsilaky, minia maty ho maimbo, manehatra ny tandrok' omby maranitra, voalavo manaikiby, voalavo sasatry ny miaina, lolo fotsy mitono tena, atody miady amam-bato, basy maninana varatra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 30 Sahy sedra Mizana tsindrian’ ila (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Entry (2/6) | 31 sahy |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [1.1] |
Explanations in French |
34 insulte, injure [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (3/6) | 39 sahy |
Part of speech | 40 adjective |
Explanations in Malagasy |
41 resy [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/6) | 42 sahy |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 fifiahara fary [Tanosy]
[1.78] |
Synonyms | 45 sy |
Entry (5/6) | 46 sahy |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in English |
48 the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [1.2] |
Vocabulary |
49 Botany |
Entry (6/6) | 50 sahy |
Part of speech | 51 noun |
Explanations in French |
52 (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae). Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou. C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles. D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de sahy (adjectif) : hardi, courageux). L'une et l'autre version sont également plausibles. Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance. [1.196] |
Vocabulary |
53 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 55 hasy, sahy |
Updated on 2023/08/16 |